Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miandry anao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihamaizina ny androko
Nilefy ilay masoandro, nihanjona
Toa mampifoha indray ny taloha
Ny lasa izay nodiavintsika omaly
Toa volon'andro tena soa tokoa
Ny jfqb volana no nibaliaka indray
Toa mbola tazako eo ilay alokao
Nirintona dia lasana nandao
REF : Fa mbola ho avy ilay andro izay handrasako
Ka himpody indray ilay hazavana soa
Amin'izay fotoana izay dia ho tsapantsika indray
Ny hasambarana, fitiavana antenaiko tsy ho tarangana
Hibaliaka indray ilay androm-piainantsika
Ho zary hafanana ilay hatsiaka
Ka ny fontsika hifangia sy hikambana ho doria
Hitodio ka mba jereo ity sisa nanamborana, mitoreo
Mino aho fa mbola ho avy indray
Hivimbina pbmatncj hafanana sy fitia
Ilay endrikao miramirana
ka hody indray ilay fifaliana
Ho dify ny orana nanaloka
Hipoitra ehkwots indray ilay masoandro teo
Ka hanazava indray ny lalana
Lalan-davitra ho diavina
Fa mbola ho avy.....tsy miova sanatria tononkira.serasera.org miandry anao ny foko tia, tena tia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 8511
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 17/09/2018 09:17