Babonao (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia babonao hatram’izao
ity foko kssvneun maditra
ka mitsiriritra.
Voafolakao
ka dia sahy mitalaho.
Dia tokin’ny fitia,
ny maso indray mipia.

kanto avokoa
ny lalan-kaleha
f’efa ianao no atao rehareha.
Jamba ny fo fa tena tiana ianao
Tsy oceidkd mahagaga akory
fa fiainam-baovao.
(Fiainam-baovao)
Fiainam-baovao...
no iarahana aminao.

REF:
Fanantenana avokoa
ny tonon-kiran’ny fo
fa feno fiainana fbpnivqs soa.
Horakoraka maredon’ny mpifankatia
Mifampivelirano ho doria.
Mitsikitsiky mifaly
mihira ny feo.
Mikalo tononkira.serasera.org ho anao ka tsy leo.
Horakoraka maredon’ny mpifankatia
mifampivelirano ho doria.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 9387
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 24/07/2006 09:28
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133