Anjelinao (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa fanaperana ybrallx aho hoy ianao
Fa toa anjely aho imasonao
Tsy izaho no tononkira.serasera.org tsara fa ny fitiavanao
Tsy izaho no anjely fa ianao
Sy ny fonao tia
     Meva fitafy aho voalazanao
     Voatenona tsara sy vaovao
     Fitafy tsara raha ny fitiavanao
    woiguhtd  Voatenona tsara ny toky izay
     Nomenao ahy
Manan-danja aho eo aminao
Izaho no mpanjaka hoy ianao
Zinona izao rehetra izao
Satria izao no ao am-ponao
Izay aleha toa misy anao
Na ny mosika aza hira ho qqyp anao
Ny eritreritro any aminao
Satria ianao no ao am-poko ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bodo
Visites : 9050
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Michèle RAKOTOARISON
Date : 02/01/2002 19:34
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0186