AMBARAMBARAO (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarambarao llcirzj amin'ny dada
Ambarambarao tononkira.serasera.org amin'ny neny
ny hafalianao
Lazalazao an'ikaky, lazalazao an'i neny
ny alahelonao
Tsy zaka cqqa irery ny fiainana
Ianao anie zanaka tiana
Ambarambarao amin'i dada
Ambarambarao amin'i neny
Fa tia ianao
Lazalazao an'ikaky, lazalazao an'i neny
ny alahelonao
Fa izy anie nandao anao.
Nandratra ka saro-sitranina
Avia re sombinaiko, thttdh an-tratrako
F'omeko anao ny hery rehetra ananako
Tambitamby avy amin'i dada
Tambitamby avy amin'i neny
no iononanao
Fitiavana tsy arahan-datsa
Fitiavana tsy arahan-teny
No nitokianao.
Ka nanome fiononana
Aza tomany fa tsy irery ianao.
Avia re sombinaiko an-tratrako
F'omeko anao ny hery rehetra ananako
Tsy zaka irery ny fiainana
Ianao anie zanaka tiana
Ambarambarao tononkira.serasera.org amin'ny neny
ny hafalianao
Lazalazao an'ikaky, lazalazao an'i neny
ny alahelonao
Tsy zaka cqqa irery ny fiainana
Ianao anie zanaka tiana
Ambarambarao amin'i dada
Ambarambarao amin'i neny
Fa tia ianao
Lazalazao an'ikaky, lazalazao an'i neny
ny alahelonao
Fa izy anie nandao anao.
Nandratra ka saro-sitranina
Avia re sombinaiko, thttdh an-tratrako
F'omeko anao ny hery rehetra ananako
Tambitamby avy amin'i dada
Tambitamby avy amin'i neny
no iononanao
Fitiavana tsy arahan-datsa
Fitiavana tsy arahan-teny
No nitokianao.
Ka nanome fiononana
Aza tomany fa tsy irery ianao.
Avia re sombinaiko an-tratrako
F'omeko anao ny hery rehetra ananako
Tsy zaka irery ny fiainana
Ianao anie zanaka tiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 9354
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : colombes
Daty : 15/09/2010 14:34
