Rakalakely (Billy Vahatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola teo ny masoandro nanazava lalana
Tsy nohararaotinao nandehanana taty.
Efa maizina ny andro izay vao fanimpanina
Vao tafitohin'ireo vatokely foana indry
Very fotoana teny ianao Rakalakely,
Manafosafo tongotra nandaka tononkira.serasera.org vatokely.
Fotoana fohy monja no nialako dia indrisy
Tsy tazanao intsony aho fa takona sy zmyavpta dify.
Tao alohaloha tao nisy lalana mahitsy,
Nahafahako nitazana sy niandry anao koa.
Indrisy anefa hoy aho f'efa maizim-be mihitsy
Tsy afaka nifankahita intsony isika roa.
Very fotoana fotsiny aho Rakalakely
Raha mbola hiandry anao izay tsy ho hita velilvely.
Naleoko ihany aho nandeha nanohy ny lalako,
Fa resin'ilay haizimbe ny fanantenako.
Dia roso aho, nandeha aho
Nahita trano anakiray.
Dia tao no nampandroso ahy
Izay olona iray izay e.
Nandroso tao aho, niala sasatra,
Nifankahalala rnqebyew sy nifankahazo fo zahay.
Angamba ianao angamba fa tsy fantatra
Nandalo teo ihany saingy tsy voajerinay
Diso famindray ianao Rakalakely
Tsy hainao tokoa ny niala ireo vatokely
Izao ianao nanjary naratra tsy uxknv fidiny
TSy ananako intsony izay mba fanafodiny.
Very fotoana teny ianao Rakalakely
Voafingampingan-dava teny andalanao teny
Ireo vatokely tsy azo foanana.
Satria izy ireo, mba haingon-dalana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Billy VahatraVangy : 1492
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 14/02/2022 18:40