Masoandro Mangatsika (BETSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zah ve raha mody mikipy
dia lazainao mandri-betro
Raha manaraka izay tinao
Dia hoe mxgywt midorororo
Fa nga zah raha mody Gisa
Dia lazainao fa bado
Ny bika dia mahababo
Fa ny toetra dia zero
Ny ahy avy @fo
Fa ny anao par intérêt
Je t’aime dia vola
Safosafo ela dia vola
Tsy aleo ve  miafy Kely
@izay mba miara tafita

Ny ao antsainao nefa zavatra hafa
Feno fiatsaraham-belatsihy
Zah nanantena hoe nentsikaroa
Fitia mivaly tononkira.serasera.org fitia
Kanjo
tampoka teo ianao
Tsy tazana
tapakevitra ny handeha
Ny handeha

Dia odinao tsy hita ve ?
ireny nataoko anao ireny?
Masoandro mangatsiaka yvmq ve?
No navelanao ho ahy irery ?
Navelanao ho ahy neny  ?

Tsy resy ah tsy tomany
Na maratra sy marary
Fa fiainana daoly izany
Misy ambony misy ambany

Ny ao antsainao nefa zavatra hafa
Feno fiatsaraham-belatsihy
Zah nanantena hoe nentsikaroa
Fitia mivaly fitia
Kanjo
tampoka teo ianao
Tsy tazana
tapakevitra ny handeha
Ny handeha

Dia nodinao jwxdmyx tsy hita ve ?
ireny nataoko anao ireny?
Masoandro mangatsiaka ve?
No navelanao ho ahy irery ?
Navelanao ho ahy irery ?

Isaorako anao aloha
Fa nisy anao zaho vao tonga saina
Ay sipa accros amin’ny moto tsy faka vady
Fa zatra misababaka
Sipa tsy mahay mionona
Fa faly ny handray vonona

Ny ao antsainao nefa zavatra hafa
Feno fiatsaraham-belatsihy
Zah nanantena hoe nentsikaroa
Fitia mivaly fitia
Kanjo
tampoka teo ianao
Tsy tazana
tapakevitra ny handeha
Ny handeha

Dia nodinao tsy hita ve ?
ireny nataoko anao ireny?
Masoandro mangatsiaka ve?
No navelanao ho ahy irery ?
Navelanao ho ahy irery ?

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : BETSY
Hits : 21
Likes : 0 Like
Created by : Betsyofisialy
Date : 08/11/2026 11:09
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1085