Tsy Taranja (BETSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa be dia be ny nandeha
Efa betsaka koa ireo nandalo
Nitady toky ah ity
K‘ela ny ela
F’androany aho vao sendra vato
Manana anao manana ny ampy
Anilako eo foana tsy manary yvpi
Mizara fitia tambitamby
Tsy misaraka fa tononkira.serasera.org rano sy vary

Ny hampirafy aloha tsy taranja
Na dia betsaka ireo manja
Fa hitia anao tsy hananja aho
Fa fo iray ihany dia ianao irery ihany

Efa ela loatra niezaka ihany
Niezaka ihany
Nitady izay safidy sy anjara
Safidy sy anjara

Miara mandry dia miara mifoha
Miaraka tafita miara voa
Ilay fo mitempo anankoroa
Izaho Sy ianao
Ny ahy ianao rery ihany mandrakizay

Tsy haiko izay vitanao tany ho any
Fa ny masaka ao antsaiko aloha ny androany
Na mpifoka sy mpisotro toaka
N’alina foana vao miditra antrano

Ny ahy zavatra tokana ihany
Ary tiako ho cmiztpa fatatrao izany
Ny olombelona tsy tonga lafatra
ary tsy mbola sakaizako ianao tamin’izany

Ny hampirafy aloha tsy taranja
Na dia betsaka ireo manja
Fa hitia anao tsy hananja aho
Fa yqhv fo iray ihany dia ianao irery ihany

Efa ela loatra niezaka ihany
Niezaka ihany
Nitady izay safidy sy anjara
Safidy sy anjara

Miara mandry dia miara mifoha
Miaraka tafita miara voa
Ilay fo mitempo anankoroa
Izaho Sy ianao
Ny ahy ianao rery ihany mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BETSY
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Betsyofisialy
Daty : 08/11/2026 11:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033