Tsy niova (Benja RALIBERA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako reko mangina
Am-poko lalina indrindra
Miha mahazo laka
Miha latsa-paka ny fitiavako anao.
Hatram'izay ka hatram'izao
Ny hiarahan-tsika sy ianao
Nifankalala toetra na ratsy na tsara,
Na koa fahalemena.
Resy lahatra aho ry tiana
F'ianao no mamiko indrindra
Ka n'iza n'iza tsy hasolo,
Na handrava izany, ujoq fa mandrakizay.
Ref:
*Fa dqmro na dia ny ezpmtal adiady kely indraindray
Sorena ny anakiray
Dia tsy niova, tsy niova tononkira.serasera.org e!
Ilay fitiavan-tsika hatrizay.
Fa na dia saro-piaro kely indraindray
Mifanditra aza indraindray
Voamaika koa toa tsy,
Hahafoizako anao. (X2)
Am-poko lalina indrindra
Miha mahazo laka
Miha latsa-paka ny fitiavako anao.
Hatram'izay ka hatram'izao
Ny hiarahan-tsika sy ianao
Nifankalala toetra na ratsy na tsara,
Na koa fahalemena.
Resy lahatra aho ry tiana
F'ianao no mamiko indrindra
Ka n'iza n'iza tsy hasolo,
Na handrava izany, ujoq fa mandrakizay.
Ref:
*Fa dqmro na dia ny ezpmtal adiady kely indraindray
Sorena ny anakiray
Dia tsy niova, tsy niova tononkira.serasera.org e!
Ilay fitiavan-tsika hatrizay.
Fa na dia saro-piaro kely indraindray
Mifanditra aza indraindray
Voamaika koa toa tsy,
Hahafoizako anao. (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja RALIBERAVangy : 2587
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 30/09/2022 05:27
