TANJONA (Baobab)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho faly ianao, hbvbfwt na te hilalao
Na aoriana tojo zava-tsarotra
Aoka ho tononkira.serasera.org fantatrao hatramin'izao
Hiaraka amiko ka aza mba matahotra

Oh! Tokatrano soa hiadana tokoa
Hifanohana sy hifanarina
Ka hifanasoa n'inoninona hanjo
Izay no udeycybn tanjona ho tratrarina

Ho kolokoloiko, ho safosafoiko
Ireo zanatsika rahatrizay
Ka na fifaliana, na ho fahoriana
Dia ho kbsr sambatra aho mandrakizay

Ireo fakampanahy izay manantona ahy
Ka mitady hanapaka ny fatotra
Ho toheriko amin'ny heriko
Aza mba manahy foana na matahotra

Oh! Tiana sy tia no tafaradia
Hifanohana sy hifanarina
Ka tsy hifandao n'inoninona atao
Izay no Tanjona ho tratrarina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Baobab
Vangy : 2844
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aldama
Daty : 25/05/2021 13:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304