TANJONA (Baobab)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho faly ianao, na te hilalao
Na aoriana tojo zava-tsarotra
Aoka ho fantatrao hatramin'izao
Hiaraka amiko ka aza mba matahotra
Oh! Tokatrano soa hiadana tokoa
Hifanohana sy hifanarina
Ka hifanasoa tqsceyz n'inoninona tononkira.serasera.org hanjo
Izay no tanjona ho tratrarina
Ho kolokoloiko, ho safosafoiko
Ireo zanatsika rahatrizay
Ka na fifaliana, na ho fahoriana
Dia ho sambatra aho mandrakizay
Ireo fakampanahy izay manantona ahy
Ka mitady hanapaka rrwsabm ny fatotra
Ho toheriko amin'ny heriko
Aza mba manahy foana na matahotra
Oh! Tiana sy tia no tafaradia
Hifanohana sy hifanarina
Ka tsy hifandao n'inoninona atao
Izay otqx no Tanjona ho tratrarina
Na aoriana tojo zava-tsarotra
Aoka ho fantatrao hatramin'izao
Hiaraka amiko ka aza mba matahotra
Oh! Tokatrano soa hiadana tokoa
Hifanohana sy hifanarina
Ka hifanasoa tqsceyz n'inoninona tononkira.serasera.org hanjo
Izay no tanjona ho tratrarina
Ho kolokoloiko, ho safosafoiko
Ireo zanatsika rahatrizay
Ka na fifaliana, na ho fahoriana
Dia ho sambatra aho mandrakizay
Ireo fakampanahy izay manantona ahy
Ka mitady hanapaka rrwsabm ny fatotra
Ho toheriko amin'ny heriko
Aza mba manahy foana na matahotra
Oh! Tiana sy tia no tafaradia
Hifanohana sy hifanarina
Ka tsy hifandao n'inoninona atao
Izay otqx no Tanjona ho tratrarina
--------
Link:
