Fihavanan-dandy (Bandni'Ambohimiadana.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-   Ataovy fihavanan-dandy qvphodkw ny fiainana
Raha madilana, madilana azo tetenina
Tandremo ny fihavanana Roy o !
Raha sendra ka tapaka aoka qtlj hatohy

Fiv:
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na tononkira.serasera.org fifaliana na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana

2-   Tsy ukbj misy tonga lafatra raha eto an-tany
Fandeferana hisalorana hatrany
Na diso ianao na naman’ny marina Roy ô !
Dia aoka ho mpihavara tsy hifankafoy

Fiv:
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana


Tonony sy feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Ajr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bandni'Ambohimiadana.
Vangy : 241
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : DaheryJunior
Daty : 26/02/2026 11:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1543