Fihavanan-dandy (Bandni'Ambohimiadana.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-   Ataovy fihavanan-dandy ny fiainana
Raha madilana, madilana azo tetenina
Tandremo ny fihavanana Roy o !
Raha sendra ka tapaka aoka hatohy

Fiv:
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana

2-   Tsy misy tonga lafatra raha eto an-tany
Fandeferana hisalorana hatrany
Na diso ianao na naman’ny marina Roy ô !
Dia aoka ho mpihavara tsy hifankafoy

Fiv:
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana


Tonony sy feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Ajr
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bandni'Ambohimiadana.
Hits : 79
Likes : 1 Like
Created by : DaheryJunior
Date : 26/02/2026 11:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298