Ifonanay (Bagdad United Klan - BUK 306)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ifonanay ireo ditra natao taloha,
Ireo sangy tzhk mihoatra ny loha,
Ifonanay izao, Ifonanay.
Fa androany zahay handohalika,
Fa androany zahay hibebaka,
Mahatsapa fa tsy mety reo natao hataram'izay...
De mety diso ve kdtb ny tary raha toa ka mandohalika,
Raha toa ka mba hanokan-tena ho hocf an'Andriamanitra,
Satry, na dia be reo tsara vitako,
Dia efa nisy koa ny zava-dratsy efa hitako...
...Fa androany zahay handohalika, fa androany zahay hibebaka,
Fa hatramin'izay ireo ditra natao hita fa tsy mendrika,
Anaty rima zahay no hametraka tononkira.serasera.org fifonana,
Ho hajanonay daholo reo fisotro, reo fifohana...
Papa, mama mba raiso ty fifonana,
Androany zahay mibebaka mba tsy hisin'ny olana...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Bagdad United Klan - BUK 306Vangy : 2554
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/09/2014 13:56