Ifonanay (Bagdad United Klan - BUK 306)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ifonanay ireo ditra natao taloha,
Ireo sangy mihoatra ctpokl ny loha,
Ifonanay izao, Ifonanay.
Fa androany zahay handohalika,
Fa androany zahay hibebaka,
Mahatsapa fa tsy mety reo natao hataram'izay...
De mety diso ve ny tary raha toa ka tononkira.serasera.org mandohalika,
Raha toa ka mba hanokan-tena ho an'Andriamanitra,
Satry, na dia be yqud reo tsara vitako,
Dia efa nisy koa ny zava-dratsy efa hitako...
...Fa androany zahay handohalika, fa androany zahay hibebaka,
Fa hatramin'izay ireo ditra natao hita fa tsy mendrika,
Anaty rima zahay no hametraka fifonana,
Ho hajanonay daholo reo fisotro, reo fifohana...
Papa, mama mba raiso ty fifonana,
Androany zahay neeonygb mibebaka mba tsy hisin'ny olana...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Bagdad United Klan - BUK 306Visites : 2589
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/09/2014 13:56