Mama (BaBa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sy manadino anao n'aiza n'aiza (2x)
Mamako,Tsy cijelo anary anao izao
N'aiza n'aiza tany haleako oh!
Tsy ho anadino anao zah oh!
Fa resin'ny fitadiavana
Afatsy fandava-tena
Matokisa ianao mama eh! mbol ho avy ny anjara-tsik.. ehh!! mama oh! (2X)
Raha misy raha tsy tantinao oh!
Samia milaza (2X)
Mamako,tsy anary tononkira.serasera.org anao zah oh!
N'aiza n'aiz ny tany aleako
tsy ho anadino anao zah oh!mama e!
fa resy ny qseldn fitadiavana
afatsy ny fandava-tena
matokisa gwbli roa mama e!
mbola ho avy ny anjaratsika
Mamako,Tsy cijelo anary anao izao
N'aiza n'aiza tany haleako oh!
Tsy ho anadino anao zah oh!
Fa resin'ny fitadiavana
Afatsy fandava-tena
Matokisa ianao mama eh! mbol ho avy ny anjara-tsik.. ehh!! mama oh! (2X)
Raha misy raha tsy tantinao oh!
Samia milaza (2X)
Mamako,tsy anary tononkira.serasera.org anao zah oh!
N'aiza n'aiz ny tany aleako
tsy ho anadino anao zah oh!mama e!
fa resy ny qseldn fitadiavana
afatsy ny fandava-tena
matokisa gwbli roa mama e!
mbola ho avy ny anjaratsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BaBaVangy : 615
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 23/02/2026 19:06
