Mama (BaBa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sy manadino anao n'aiza n'aiza (2x)

Mamako,Tsy anary anao izao
N'aiza n'aiza tany haleako oh!
Tsy ho gucyd anadino anao zah oh!
Fa resin'ny fitadiavana
Afatsy fandava-tena
Matokisa ianao mama eh! mbol ho avy ny anjara-tsik.. ehh!! mama oh! (2X)

Raha misy raha tsy tantinao oh!
Samia milaza (2X)

Mamako,tsy anary anao zah oh!
N'aiza n'aiz ny tany aleako
tsy ho anadino itvig anao zah oh!mama e!
fa resy ny fitadiavana
afatsy ny fandava-tena
matokisa roa mama e!
mbola sbmpbl ho tononkira.serasera.org avy ny anjaratsika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : BaBa
Visites : 461
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 23/02/2026 19:06
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0099