Aza manontany intsony (azael gxth)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manontany intsoany,
...
Verse 1:
Efa ekeko fa eo ankaikinao,
Ny foko naka toerana mba hoanao ilay tokana voafidiko,
Fitiavana no adidiko,
Raha misy hafa ankoatranao ny foko efa voahidiko,
...
Ireny ditra izay nafeniko,
Tsy misy intsony izay no teniko,
...
Ny foko efa niteny hoe mba hoanao irery eh,
HIezaka hanatsara, hiezaka ombieny ombieny eh,
Na fitafy io na fiteny, hiezaka ho modely eh,
Tsy te ho boto imasonao fa hiezaka ho anjely eh,
...
Eny hoy aho, tia akia izaho neny eh,
Omeo ahy ilay toerana nofinidiko jeyuva eh, (finidiko eh)x3,...
...
Chorus:
Tsy misy sera hafa intsony hoy aho fa izaho efa lasanao,
(efa lasanao)x2,...
Aza manontany intsony hoy aho fa ny foko efa voavidinao,
(efa lasanao)x2,... (voavidinao)x2,...
...
Verse 2:
Efa tononkira.serasera.org eo am-pelatananao anie ilay hoaviko,
(hoaviko),
Ny anaranao feno anie vcjj no lasa diariko,
(diariko),
Fa tokana ny teniko, ampijaly anao tsy ho vitako,
Sitraka sy teliko raha tsy enoinao hoaveriko,
...
Fa tokana ny teniko, ampijaly anao tsy ho vitako,
Sitraka sy teliko mba raiso ilay fitiavako,
Tsy ny foko ihany fa ny saiko koa no efa lasanao,
Tsy ampijaly ohatran'ny taloha fa hiova noho ianao eh,
...
Eny hoy aho, tia anao izaho "girl" eh,
Teneno ahy izay nsafia resaky ny mpialona eh,
Omeko daholo tsy asiako tamby fa ny omeko an'ndry anie fitia,
Raha misy kaozy amin'ilay tsy tanty, anaovako azafady,
...
Hook:
Tia aho tsy afeniko hoy aho, babonao fo fanahy,
Raha diso aho, bedeso aho fa aza soloina hafa ah,
...
Chorus:
Tsy misy sera hafa intsony hoy aho fa izaho efa lasanao,
(lasanao)x2,...
Aza manontany intsony hoy aho fa ny foko efa voavidinao,
(voavidinao)x2,...
...
A/C:agx

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : azael gxth
Vangy : 38
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AzaelGXth
Daty : 14/08/2026 18:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353