Aza manontany intsony (azael gxth)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manontany intsoany,
...
Verse 1:
Efa ekeko fa eo ankaikinao,
Ny foko naka toerana mba hoanao ilay tokana voafidiko,
Fitiavana no adidiko,
Raha misy hafa ankoatranao ny foko efa voahidiko,
...
Ireny ditra izay nafeniko,
Tsy misy intsony izay no teniko,
...
Ny foko efa niteny hoe mba hoanao irery hdvp eh,
HIezaka hanatsara, hiezaka ombieny ombieny eh,
Na fitafy io na fiteny, hiezaka tononkira.serasera.org ho modely eh,
Tsy te ho boto imasonao fa hiezaka ho anjely eh,
...
Eny hoy aho, tia akia izaho neny eh,
Omeo ahy ilay toerana nofinidiko eh, (finidiko eh)x3,...
...
Chorus:
Tsy misy sera hafa intsony hoy aho fa izaho efa lasanao,
(efa lasanao)x2,...
Aza manontany intsony hoy aho fa ny foko efa voavidinao,
(efa lasanao)x2,... (voavidinao)x2,...
...
Verse 2:
Efa eo am-pelatananao anie ilay hoaviko,
(hoaviko),
Ny anaranao feno vdyarwwq anie no lasa diariko,
(diariko),
Fa tokana ny teniko, ampijaly anao tsy ho vitako,
Sitraka sy teliko raha tsy enoinao hoaveriko,

Sitraka sy teliko mba raiso ilay fitiavako,
Tsy ny foko ihany fa ny saiko koa no efa dccxk lasanao,
Tsy ampijaly ohatran'ny taloha fa hiova noho ianao eh,
...
Eny hoy aho, tia anao izaho "girl" eh,
Teneno ahy izay resaky ny mpialona eh,
Omeko daholo tsy asiako tamby fa ny omeko an'ndry anie fitia,
Raha misy kaozy amin'ilay tsy tanty, anaovako azafady,
...
Hook:
Tia aho tsy afeniko hoy aho, babonao fo fanahy,
Raha diso aho, bedeso aho fa aza soloina hafa ah,

(lasanao)x2,...

(voavidinao)x2,...
...
A/C:agx

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azael gxthVisites : 38
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AzaelGXth
Date : 14/08/2026 18:55