Fifandeferana (AVM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga ihany ny fiainana eto an-tany
Mahagaga ihany fa tsy mety lvun
Foana ny fifandrafiana, foana ny korontana
Hatramin’ny goavana sy madinika indrindra
Ovay indray izay tsy tononkira.serasera.org mety taloha
Nampisy ny ady sy fifanolanana
Izay tsy mahasoa no tsy tsara ihany koa
Kanefa ilaina indrindra amin’izao
Hananan’ny tsirairay ao amin’ny tsirairay
Ny fifandeferana.
Vao misy kely mahatohina ny fo
Raha vao misy kely azo iadiana
Na azo atao kfbmtt aza ny hanarina izany
Tsy mety fa mihitatra ihany.
Ovay indray izay tsy mety taloha
Nampisy ny ady sy fifanolanana
Ovao izay muvlzbi tsy mahasoa no tsy tsara ihany koa.

--------
Rohy: