FO ROA (AVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(2 fois)
"FO roa rehefa mifankatia,sy tena mifangia
De tsy hay sakanana
Toy ilay,ANDRABENIOMBY,sy RAVOLAHANTA
'Zay maritoran'ny tany aloha

                                (2 fois)
                                Zay tena tia,tsy mba manahy,na manan-tahitra
                                Fa miezaka hatrany ny hanatratra ilay tanjona
                sgpu                 Ka n'inon'inona hiantra n'inona,hanjoa
                                Safidy ef'iray,ho mandrakizay

Réf(2 fois)
Rah tsampanao fa mamy ny hoe nitia:"Tany aloha"
De mba meteza ianaonho eo amin'ny toerany
Fa izy anie mba nofo toa anao iany
K'aza anaovanao"Fo vato jpllzvfi toy izao!

(2 fois)
"FO roa rehefa mifankatia,sy tena mifangia
De tsy hay sakanana
Toy ilay,ANDRABENIOMBY,sy RAVOLAHANTA
'Zay maritoran'ny tany aloha

                                (2 fois)
                                Zay tena tia,tsy mba manahy,na manan-tahitra
             tononkira.serasera.org                    Fa miezaka hatrany ny hanatratra ilay nwodt tanjona
                                Ka n'inon'inona hiantra n'inona,hanjoa
                                Safidy ef'iray,ho mandrakizay

Réf(2 fois)
Rah tsampanao fa mamy ny hoe nitia:"Tany aloha"
De mba meteza ianaonho eo amin'ny toerany
Fa izy anie mba nofo toa anao iany
K'aza anaovanao"Fo vato toy izao!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AVANA
Vangy : 2122
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tinahmandresy
Daty : 12/12/2017 13:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377