FO ROA (AVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(2 fois)
"FO roa rehefa mifankatia,sy tena mifangia
De tsy hay sakanana
Toy ilay,ANDRABENIOMBY,sy RAVOLAHANTA
'Zay maritoran'ny tany aloha

(2 fois)
Zay tena tia,tsy mba manahy,na manan-tahitra
Fa miezaka hatrany ny hanatratra ilay tanjona
Ka n'inon'inona hiantra n'inona,hanjoa
Safidy ef'iray,ho mandrakizay

Réf(2 fois)
Rah tsampanao fa mamy ny hoe nitia:"Tany aloha"
De mba meteza ianaonho eo amin'ny toerany
Fa izy anie mba nofo toa anao iany
K'aza anaovanao"Fo vato toy izao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AVANA
Visites : 1665
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tinahmandresy
Date : 12/12/2017 13:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0705