Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha handeha ianao (Astre)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tononkira.serasera.org okqgx ho lasa any ianao
Ka tsy ho tazako ilay endrikao
Dia syfzt aza adino ity foko
Miandry anao sy mitoloko,
Fiverenana
Ref:
Raha handeha ianao
Ka tsy ho tazako
Dia hiandry anao ny foko
Raha handeha ianao,
matokisa akia
Fa tsy miova ilay fitia
Aoka ho fantatrao hatrany
Fa ianao hrjv irery ihany
No hany tokako hatrizay
Ary ho anao mandrakizay
Ref:...
A/C:Erik
Ka tsy ho tazako ilay endrikao
Dia syfzt aza adino ity foko
Miandry anao sy mitoloko,
Fiverenana
Ref:
Raha handeha ianao
Ka tsy ho tazako
Dia hiandry anao ny foko
Raha handeha ianao,
matokisa akia
Fa tsy miova ilay fitia
Aoka ho fantatrao hatrany
Fa ianao hrjv irery ihany
No hany tokako hatrizay
Ary ho anao mandrakizay
Ref:...
A/C:Erik
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AstreVangy : 1313
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tainkitana
Daty : 28/05/2020 20:12
