Izy no mahery (ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiroso! Hiroso re ny diaHanaraka, hanaraka ny Tompo
Tsa hisy hahasakana, na oram-baratra
Hanaraka Azy fa izy no mahery x2
Aia, aia ko ro hahita?
Mpamonjy tsotra sy mahery
Jesosy ihany, no mahavita izany
Vonjeo fa izy no mahery x2
Ny misy Azy ro hisy ahy koa
Ny lalany hombako avokoa
Tsa hiala mihintsy aho
Mandrapahafaty ahy, hanaraka Azy
Hatramin'ny farany x2
Aia, aia ko ro hahita?
Mpamonjy tsotra sy mahery
Jesosy ihany, no mahavita izany
Vonjeo fa izy no mahery x2
Aiaaa, andao aby hanaraka an'i Jesosy
Na ny antsimo, na ny avaratra, ny andrefana, ny antsinana.
Jesosy ihany ro mahavita azy, moa va tsa izay?
Zay tokoa sady izy ro mahery
Ny amiko omeko avokoa
Ny foko atolotro tokoa
Tsa hiatsara ivelatsihy
Fa hanompo marina
Satria ekeko fa Izy no mpandresy x2
Aia, aia ko ro hahita?
Mpamonjy tsotra sy mahery
Jesosy ihany, no mahavita izany
Vonjeo fa izy no mahery x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA (FJKM Ambohipiarenana Kristy Fehizoro Ambositra)Vangy : 97
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andriamahandrimanana
Daty : 08/09/2024 15:59