happy birthday (ar'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arabaina ianao fa fetinao androany
Arabainao ianao nahatratry ny tsingerin-taona nahaterahanao
Ianao tononkira.serasera.org androany tsy mahazo tezitezitra tsy maintsy mitsiky
Na misy aza ny olana dia atsikio ny nify
Fa fetinao androany
Izay no mahatonga anay miarahaba
Refr:
Happy birthday (×2)
Happy birthday
Happy birthday (×2)
Happy birthday
Aza mbola manao la srrosa vie
Fa sao taraiky amie-kooo!!!
Ianao ra mandihy
Manaraka rythme vandeleco
Vandeleco izany e (×2)
Anniversaire anao niany ty ka abep mifalia
vandeleco izany e
vandeleco izany e!!! izany e!!
vandeleco izany e
vandeleco izany e!!! izany e!!
Refr:
Happy birthday....
Fetin'ise ny andro androany
Ka mahaiza mankafy
Mahaiza maka fafiny
Androany kosa andingana taona vao2
Izay tsy netinety rehetra t@ lasa tonga dia fafao
Misy isafidiananao ny vzpowv zavatra hosotroina ny alcool sy ny jus, uuhh!!
Misy koa ny sakafo sy ny tsakitsaky tsy jerijerena fotsiny fa tonga dia latasy
Ka manolotra an'ity vazo ity ny tenanay
Iangaviana antsika rehetra mba hiara-hihira aminay
Oe ary 1 , 2 , 3
joyeux anniversaire(×2)
ise ise ise
Refr1:
Happy birthday......

--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:18)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ar'sonVisites : 2868
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hajaarhihantraarson
Date : 27/06/2017 19:56