cheriko (ar'son)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Cherie naka cherie doudou aiza ianao
fa mijaly foana zaho isanandro izao
en plus zaho mi-appelle @ phone
ianao tsy mandray(×2) eh!!!
ka lasa lavitra ny saiko ma cherie
ianao koa ve mba hoatra ana sa tsia
100% oa ny fitiavako anao
ataoko daholo izay raha hilainao
raha teo mantsy ianao dia mba niaraka isika
sady maivamaivana ery na dia misy ary ny blem
aoko fotsiny ilay miaraka matory eh!!
mifampizara hafanana anaty botofotsy eh!!
tsy ankilanao anie zaho mandraiky marary
ankaikinao eo zaho indray falifaly falifaly falifaly o o o

refr:
cheriko oo!! aiza ary ianao
fa mangina irery oa zaho
tsy tafandry fa mahatsiaro anao foana
cherie!!! aiza ary ianao
fa mangina...................

Tsy mba ngeza noho ny fitia ra rambô
na hoe miaramila na kõmandô
tsy mahavita mody fanina
fa miantso aho rehefa manina
allô allô allô
cherie,baby,mimie,piso...boum
hiantsoko anao daholo
hanamporofoiko fa ny anaty foko tokana
fa ny havoakan'ny vava no misolo

refr:
Cheriko o o o!! aiza ary ianao
...........

isan'ora isanandro izao
mieritreritra miantso ny anaranao
ka tsy aiko intsony ny atao
fa mangina irery aho raha tsy anilanao
ka mba miverena raha mbola hoe tia
ka mba miverena raha tena fitia
fa zaho aty sasa-miandry
sasa-miandry anao baby
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ar'son
Vangy : 1332
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hajaarhihantraarson
Daty : 18/02/2017 12:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725