Misaotra Anao (Aron Mahandry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô,misaotra Anao zahay
Fa noho ny fitiavanao no nahatoy izao anay
Ray ô,Misaotra anao zahay
Fa mbola notahianao ka velon'aina indray
Isaoranay anao izany ry Ray
F'Ianao lay be indrafo
Atolotray ho anao ny fo fanahy
Atolotray ho anao ,ho anao zkgssa tokoa
Ray ô,fa emrv be fiantra tononkira.serasera.org Ianao
satria notahianao zahay mpanomponao
Ray ô ,lay be fitiavana indrindra
Misaotra anao yiiz manerampo ,erantsaina sy fanahy
ka indro atolotray ho anao ny saotra
ho anao lay Ray tsitoha
Izay rehetra anananay atolotray
ho anao ho anao tokoa

(Fa mbola notahianao ka velon'aina indray)3
Aron Mahandry
Desambra 2017

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Aron MahandryVisites : 2630
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mahandritiana
Date : 07/04/2018 10:08