Aron Mahandry
2341
Nampiditra : Mahandritiana
Tamin'ny : 07/04/2018 05:28:53
Mombamomba :
Hevitra mandeha
Mahandritiana (07/04/2018 05:37:50)
Aron Mahandry na i SOLOFONOMENJANAHARY Mahandritiana Aroniaina , tovolahy teraka tamin'ny 07 desambra 1998.
Tia mozika izy ary ao anatin'ny chorale Feo Fiderana (STK Ankazobe Fandresena) , somary Tia zava-maneno koa ny lehilahy.Nohon'ny fitiavany Mozika dia nahavita namorona hira izy ary miezaka manatsara hatrany .Tsy mifidy gadona fa saingy tia kokoa ny gadona malagasy ary mirona am fanatsarana izany