Ataovy tonga any (Aron Mahandry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na lavitra aza izy dia izao teniko ataovy tonga any
Za tsy anadino fa iezaka ny hitia anazy atrany
Ka iwxg fitia vaovao isanandro no atolotro bzwkwt ho azy irery vzgtea ihany
Lay tiko, nofidiko tanatin’ny maro
Fa izy lay nambabo e,lay nitondra fiovana e
Nahatafalatsaka ahy
Ka omeko fanajana e,ho ampiakariko ho madama
Fa aza manahy
Ka omeko fitia ,fitia ho doria ,ho mandrakizay
Fa izy lay tokako,lay malalako ,lay silampanahy
Dia aza manahy intsony hono hoe ataovy tonga any
Fa izy tsy hiova intsony na misy reo fakampanahy
Ka lazao azy any hoe fa ianao efa nataony mpanjaka
Lay mpandidy,mpanapaka ny fanjakany
Fa ianao hoe lay nambabo e,lay nitondra fiovana e
Nahatafalatsaka azy
Ka tononkira.serasera.org omeny fanajana e,ho ampiakariny ho madama
Fa aza manahy
Ka omeny fitia ,fitia ho doria,ho mandrakizay
Fa ianao hoe lay tokany,lay malalany ,lay silampanahy
Aron Mahandry
09 mars 2018

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Aron MahandryVangy : 1858
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mahandritiana
Daty : 13/04/2018 19:35