Fanalahidy (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa ela niandrasana, ela koa nitadiavana
Izany fiainana mandeha tsara e!
Hafaliana tsy misy ohatr'izany
Aiza laotra e?
Maniry 'zah havana, mba omeo fika ry namana
Izato fiananareo toa tsy misy olana e?
Hasambarana foana no hiainana e!
Ambarao e!

Pont:
Tsotra ny fanalahidy raha tinao ho fantatra
Atolory an'i mqzd Jesosy Tompo ny fiainanao
Omeo Azy ny fonao e! ny fanahinao koa e!
Asandrato...

Fiverenana:
Faingana ry namako malakilaky
Sao taraiky
Jesosy mikaiky anao
Manome vaha olana anao
'Zaho fa resy lahatra e,
F'ianao dmkv sisa no andrasanae!
Hanome izany fanalahidin'ny fiainana e!

2- Tsapako amin'izay ry namana
Fa ao amin'i Jesosy tononkira.serasera.org no misy fiadanana
Htramin'izay nandraisako Azy ho Tompoko, drlgz Mpamonjiko
Milamindamina ny fianako e!
Ka anadao ary isika hivavaka, hiombona
Hanavotr'ireo izay mbola any an-davaka
Ho torintsika hoe tsara ny manompo an'i Jesosy e!
Avereno ary ilay teninareo manao hoe


APFM - STK Filadelfia
A/C: Baba Sham

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso
Vangy : 658
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NaxProd
Daty : 28/02/2023 08:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1619