Lozako (Antsan'ny famonjena FMTA ( Volotara Andoharanofotsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Lozako raha tsy mitory Ny Filazantsara ´lay teny fiainana
Lozako raha toa tsy manambara
Ny Famonjena dia Jeso Mpanjaka
Réf:
{Fa izaho e! Dia efa nandray ny Tompo
Olona afaka e! Sy voavela heloka
Fa izaho e! Dia tiany sy notahiany
Ka hitory Azy hatrany am-paran’ny tany} x 2
2) Lozanao raha tsy mitory
Ny Filazantsara ´lay teny fiainana
Lozanao raha toa tsy manambara
Ny Famonjena dia Jeso Mpanjaka
Réf :
{Fa ianao e! Dia efa nandray ny Tompo
Olona afaka e! Sy voavela heloka
Fa ianao e! Dia tiany sy notahiany
Ka hitory Azy hatrany am-paran’ny tany} x2
3) Lozantsika raha tsy mitory ny Filazantsara ´lay teny fiainana
Lozantsika raha toa tsy manambara
Ny Famonjena dia Jeso Mpanjaka
Réf x2:
{Fa isika e! Dia efa nandray ny Tompo
Olona afaka e! Sy voavela heloka
Fa isika e! Dia tiany sy notahiany
Ka hitory Azy hatrany am-paran’ny tany} x 2
Lozako (x 2)
Lozanao (x 2)
Lozantsika raha tsy mitory
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny famonjena FMTA ( Volotara Andoharanofotsy)Visites : 97
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Eric25
Date : 14/11/2025 19:34
