Andriamanitra ô! Tahio (Antsan'ny famonjena FMTA ( Volotara Andoharanofotsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriananahary ô! Nomenao anay ´ty tany soa
´Zay maneho ny hatsaran’ny asanao tsy manam-paharoa
Ka nahoana moa no tsy hanaiky Anao Jehovah awgllnr Ray
Ho Andriamanitra hiankohofanay
Iorenan’ny finoana, itoeran’ny fanahy
Ny filazantsara izay yuyx ahely hamonto sy hamaka
Enga anie ho voa tsara hafafy an-tany lonaka
Dia hizotra amin’ny lala-marina sady sitrakao
´ty Firenenay ry Tompo Masina
Hisandratra ao tokoa re ny fxjmhv voninahitrao.
Réf:
Andriamanitra ô! Tahio e ´ty Nosinay
Andriamanitra ô! Tahio ´Ty Madagasikaranay
Hiposaka aminay ny fahazavanao
Hanenika ny tany ny fahamarinanao
Dia hiadana finaritra ny vahoakanao
Ho sambatra tokoa e!
Ho sambatra izahay.
2) Indrisy anefa Tompo ô! Fa maro ireo mihodina Aminao
Ao ireo manompo Tompo roa
Minia mandrafy Anao
Ampianaro hahay hiova tononkira.serasera.org fo
Hibebaka izahay
Hiala amin’ny ratsy izay fanao
Hiverina Aminao, hivavaka Aminao
Ireto Malagasy an’alin-kisa
Ampanekeo ry Ray
Fa ny hery sy ny fahefana Anao mandrakizay
´Reo Mpitondra izay tinendrinao tolory fahendrena
Ho resy lahatra
F’Ianao ilay Mpanjakan’ny voninahitra
Réf x 2
Ho sambatra tokoa e
Ho sambatra izahay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny famonjena FMTA ( Volotara Andoharanofotsy)Visites : 533
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Eric25
Date : 18/10/2025 16:05