Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noely Fitiavana (Antsan'i Maria Marta Ambatovinaky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Mandrakizay ny fitiavan’Ilay Ray
Maharitra ho an’izay mandray
Ho sambatra hatrany an-danitra
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Mandrakizay ny fitiavan’Ilay Ray
Maharitra ho an’izay mandray
Ho sambatra hatrany an-danitra
Ilay Mesia no tonga ho anao
Jesoa tia no tsy mba mandao
Isika izao hiar’hanandram-peo
Ny fontsika mpanota sshyei no omeo
Ilay Mesia no tonga ho anao
Jesoa tia no tsy mba mandao
Isika izao hiar’hanandram-peo
Ny fontsika mpanota no omeo
Fa sambatra ny zanaky ny Ray
Jesosy no hanadio azy indray
Andrian’ny fiadanana ho anao
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra ny zanaky ny Ray
Jesosy no igleo hanadio azy indray
Andrian’ny fiadanana ho anao
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka tononkira.serasera.org amin’I Kristy
(Aaaaa Aaaaa)
Fa sambatra izay mialoka aminy (Amen)
Sambatra ianao sfyf fa mbola tiany
Mandrakizay ny fitiavan’Ilay Ray
Maharitra ho an’izay mandray
Ho sambatra hatrany an-danitra
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Mandrakizay ny fitiavan’Ilay Ray
Maharitra ho an’izay mandray
Ho sambatra hatrany an-danitra
Ilay Mesia no tonga ho anao
Jesoa tia no tsy mba mandao
Isika izao hiar’hanandram-peo
Ny fontsika mpanota sshyei no omeo
Ilay Mesia no tonga ho anao
Jesoa tia no tsy mba mandao
Isika izao hiar’hanandram-peo
Ny fontsika mpanota no omeo
Fa sambatra ny zanaky ny Ray
Jesosy no hanadio azy indray
Andrian’ny fiadanana ho anao
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra ny zanaky ny Ray
Jesosy no igleo hanadio azy indray
Andrian’ny fiadanana ho anao
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka tononkira.serasera.org amin’I Kristy
(Aaaaa Aaaaa)
Fa sambatra izay mialoka aminy (Amen)
Sambatra ianao sfyf fa mbola tiany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i Maria Marta AmbatovinakyHits : 630
Likes : 0 Like
Created by : Sadydii19
Date : 09/12/2024 08:46
