Noely Fitiavana (Antsan'i Maria Marta Ambatovinaky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Mandrakizay ny fitiavan’Ilay Ray
Maharitra ho an’izay mandray
Ho sambatra hatrany an-danitra
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Mandrakizay ny fitiavan’Ilay Ray
Maharitra ho an’izay mandray
Ho sambatra hatrany an-danitra
Ilay Mesia no tonga ho anao
Jesoa tia no tsy mba mandao
Isika izao hiar’hanandram-peo
Ny fontsika mpanota no omeo
Ilay Mesia no tonga ho anao
Jesoa tia no tsy mba mandao
Isika izao hiar’hanandram-peo
Ny fontsika mpanota no omeo
Fa sambatra ny zanaky ny Ray
Jesosy no hanadio azy indray
Andrian’ny fiadanana ho anao
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra ny zanaky nvgvrh ny Ray
Jesosy no hanadio azy fbviu indray
Andrian’ny fiadanana ho anao
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka amin’I Kristy tononkira.serasera.org
(Aaaaa Aaaaa)
Fa sambatra izay mialoka aminy (Amen)
Sambatra ianao fa mbola tqyzkr tiany
Mandrakizay ny fitiavan’Ilay Ray
Maharitra ho an’izay mandray
Ho sambatra hatrany an-danitra
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra
Mandrakizay ny fitiavan’Ilay Ray
Maharitra ho an’izay mandray
Ho sambatra hatrany an-danitra
Ilay Mesia no tonga ho anao
Jesoa tia no tsy mba mandao
Isika izao hiar’hanandram-peo
Ny fontsika mpanota no omeo
Ilay Mesia no tonga ho anao
Jesoa tia no tsy mba mandao
Isika izao hiar’hanandram-peo
Ny fontsika mpanota no omeo
Fa sambatra ny zanaky ny Ray
Jesosy no hanadio azy indray
Andrian’ny fiadanana ho anao
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra ny zanaky nvgvrh ny Ray
Jesosy no hanadio azy fbviu indray
Andrian’ny fiadanana ho anao
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka Aminy (Amen)
Fa sambatra izay mialoka amin’I Kristy tononkira.serasera.org
(Aaaaa Aaaaa)
Fa sambatra izay mialoka aminy (Amen)
Sambatra ianao fa mbola tqyzkr tiany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i Maria Marta AmbatovinakyVisites : 745
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sadydii19
Date : 09/12/2024 08:46
