Sihanaka ho an'i Kristy (Antsan'Alaotra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sihanaka ho an'i looiufm Kristy
Aza atao mora mora eee(ee)*2
Ataovy mafy ny fiderana, Poho hiakatra *2
Sihanaka ho an'i Kristy e mankaigny an-dagnitra
Sihanaka ho an'i Kristy e, sihanaka mandova lanitra
Ny Baiboly no tegna tsara
Akao no misy ny teninY e
Anao raha hamaky mbôla tsy tara
Aza atao mody maregine
Akao dahōlo ny fiderana
Fijoroana sy vavolombelona e
Tsisy pqgc ôl(ona) tokony hierahana
Raha handray an'Azy mba ho velogna e
Oieee haravogna
Oieee fitahiana
Oieee fandresena
Ataovy mafy ny fiderana ka poho hiakatra
Aza atao mora mora eee(eee)*2
Ataovy mafy ny fiderana, Poho hiakatra *2
(Eh Mampahery zala ny tenin'Andriamagnitra e)
Ny Baiboly no magnambara
Ny famonjena qpeedjzx sy ny asa nataonY e
Lazao ny havana aman-tsakaiza
Aza avela ho very fa taomy e.
Oieee haravogna
Oieee fitahiana
Oieee fandresena
Ataovy mafy ny fiderana ka poho hiakatra
(Tsara leroa ny Tompo e)
Sihanaka ho an'i Kristy e mankaigny an-dagnitra
Sihanaka ho an'i Kristy e, sihanaka mandova lanitra
Oieee haravogna
Oieee fitahiana
Oieee fandresena
Ataovy tononkira.serasera.org mafy ny fiderana ka poho hiakatra
Haravogna
Fitahiana
Fandresena
Ataovy mafy ny fiderana ka poho hiakatra.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'AlaotraVisites : 580
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tolotriniavo11
Date : 07/06/2025 10:13