Sihanaka ho an'i Kristy (Antsan'Alaotra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sihanaka ho an'i Kristy

Aza atao mora mora eee(ee)*2
Ataovy mafy ny fiderana, Poho hiakatra *2

Sihanaka ho an'i Kristy e mankaigny an-dagnitra
Sihanaka ho an'i Kristy e, sihanaka mandova lanitra

Ny Baiboly no tegna tsara
Akao no misy ny teninY e
Anao raha hamaky mbôla tsy tara
Aza atao mody maregine
Akao dahōlo ny fiderana
Fijoroana sy vavolombelona e
Tsisy ôl(ona) tokony hierahana
Raha handray an'Azy mba ho velogna e

Oieee haravogna
Oieee fitahiana
Oieee fandresena
Ataovy mafy ny fiderana ka poho hiakatra

Aza atao mora mora eee(eee)*2
Ataovy mafy ny fiderana, Poho hiakatra *2

(Eh Mampahery zala ny tenin'Andriamagnitra e)

Ny Baiboly no magnambara
Ny famonjena sy ny asa nataonY e
Lazao ny havana aman-tsakaiza
Aza avela ho very fa taomy e.

Oieee haravogna
Oieee fitahiana
Oieee fandresena
Ataovy mafy ny fiderana ka poho hiakatra

(Tsara leroa ny Tompo e)

Sihanaka ho an'i Kristy e mankaigny an-dagnitra
Sihanaka ho an'i Kristy e, sihanaka mandova lanitra

Oieee haravogna
Oieee fitahiana
Oieee fandresena
Ataovy mafy ny fiderana ka poho hiakatra

Haravogna
Fitahiana
Fandresena
Ataovy mafy ny fiderana ka poho hiakatra.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'Alaotra
Hits : 319
Likes : 1 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 07/06/2025 10:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1904