Ka ho fiderana (Antsa Ny Lanitra (FJKM Saint-Denis/ Réunion))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka ho fiderana e
Fiderana no asandratro hatrany hatrany Tompo o
Fa ianao ilay zanaky ny Ray no tompo doria mandrakizay

Ry Jesoa fitiavana, ilay sakaiza sy namana
ilay andry niankinana hatrizay
Fanilon'ny fiainanay,
sy mpanazava ny dianay
Ilay mpanafaka anay hatramin'izay e
Ka indreto izahay ry Ray,
dia manolotra ny fonay
Ka midera ny anaranao izahay
fa ho anao yuhfpcl re ny dera sy ny laza,
mbamin'ny voninahitra any koa
hosana e hosana

Ka ho fiderana e
Fiderana no asandratro hatrany hatrany Tompo o
Fa ianao ilay zanaky ny Ray
no tompo doria mandrakizay

Ry Jesoa fitiavana, ilay hhpg sakaiza sy namana
ilay andry niankinana hkkqdyvo hatrizay
Fanilon'ny fiainanay,
sy mpanazava ny dianay
Ilay mpanafaka anay hatramin'izay e
Ka indreto izahay ry Ray,
dia manolotra ny fonay
Ka midera ny anaranao izahay
fa ho anao re ny dera sy ny laza,
mbamin'ny voninahitra any koa
hosana e hosana

Izao no hafatry ny Tompo
Isika rehetra rehetra izay manara dia ny Tompo
Dia mifankatiava tononkira.serasera.org toy ny mpirahalahy

'Zany sa tsy 'zany
Derao ny Tompo o

Isaorana anie ny Jehovah Tompo Andriamanitra
Izay nanome ny zanany ho antsika e (in-x)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsa Ny Lanitra (FJKM Saint-Denis/ Réunion)
Vangy : 1478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : boutchiiie
Daty : 15/03/2015 11:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471