Ka ho fiderana (Antsa Ny Lanitra (FJKM Saint-Denis/ Réunion))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka ho fiderana eFiderana no asandratro hatrany hatrany Tompo o
Fa ianao ilay zanaky ny Ray no tompo doria mandrakizay
Ry Jesoa fitiavana, ilay sakaiza sy namana
ilay andry niankinana hatrizay
Fanilon'ny fiainanay,
sy mpanazava ny dianay
Ilay mpanafaka anay hatramin'izay e
Ka indreto izahay ry Ray,
dia manolotra ny fonay
Ka midera ny anaranao izahay
fa ho anao re ny dera sy ny laza,
mbamin'ny voninahitra any koa
hosana e hosana
Ka ho fiderana e
Fiderana no asandratro hatrany hatrany Tompo o
Fa ianao ilay zanaky ny Ray
no tompo doria mandrakizay
Ry Jesoa fitiavana, ilay sakaiza sy namana
ilay andry niankinana hatrizay
Fanilon'ny fiainanay,
sy mpanazava ny dianay
Ilay mpanafaka anay hatramin'izay e
Ka indreto izahay ry Ray,
dia manolotra ny fonay
Ka midera ny anaranao izahay
fa ho anao re ny dera sy ny laza,
mbamin'ny voninahitra any koa
hosana e hosana
Izao no hafatry ny Tompo
Isika rehetra rehetra izay manara dia ny Tompo
Dia mifankatiava toy ny mpirahalahy
'Zany sa tsy 'zany
Derao ny Tompo o
Isaorana anie ny Jehovah Tompo Andriamanitra
Izay nanome ny zanany ho antsika e (in-x)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa Ny Lanitra (FJKM Saint-Denis/ Réunion)Visites : 1011
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : boutchiiie
Date : 15/03/2015 11:41