Ilay Mpanjakanay (Antsa Ny Lanitra (FJKM Saint-Denis/ Réunion))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray, ray, rainay tsitoha ô Ianao ilay mpanjakanay
(in-4)
Tiako tokoa ianao ry Tompoko
ka andanihako ny heriko
INty aho fa vonona anompo
ry Jesoa tompo tia ahy
Ianao ilay ray o
Ray, ray, rainay tsitoha ô
Ianao ilay mpanjakanay
Ny zavatra rehetra nomenao tompo o
Ho entiko mba hanompoako anao
Fa ny fo, sy ny saina mbamin'ny fanahiko
omeko anao, anao doria tokoa
Heveriko fa mendrika ho anao tompo o
ny haja sy ny voninahitra
fa ny fo, sy ny saina mbamin'ny fanahiko
omeko anao, anao doria tokoa
Ianao ilay ray o
Ray, ray, rainay tsitoha ô
Ianao ilay mpanjakanay
O o o, ilay mpanjakanay
O o o, ilay mpanjakanay ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa Ny Lanitra (FJKM Saint-Denis/ Réunion)Vangy : 938
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : boutchiiie
Daty : 15/03/2015 11:42