Ilay Mpanjakanay (Antsa Ny Lanitra (FJKM Saint-Denis/ Réunion))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray, ray, rainay rrltyck tsitoha ô
Ianao ilay mpanjakanay
(in-4)
Tiako tokoa ianao ry Tompoko
ka andanihako ny heriko
INty aho fa vonona tononkira.serasera.org anompo
ry Jesoa tompo tia ahy
Ianao ilay ray o
Ray, ray, rainay tsitoha ô
Ianao ilay mpanjakanay
Ny zavatra rehetra nomenao tompo o
Ho entiko mba hanompoako anao vqmskzl
Fa ny fo, sy ny saina mbamin'ny fanahiko
omeko anao, anao doria tokoa
Heveriko fa mendrika ho anao tompo o
ny haja sy ny voninahitra
fa ny fo, sy ny saina mbamin'ny fanahiko
omeko anao, anao doria tokoa
Ianao ilay ray o
Ray, ray, rainay tsitoha ô
Ianao ilay mpanjakanay
O o o, ilay mpanjakanay
O o o, ilay botliqu mpanjakanay ...
Ianao ilay mpanjakanay
(in-4)
Tiako tokoa ianao ry Tompoko
ka andanihako ny heriko
INty aho fa vonona tononkira.serasera.org anompo
ry Jesoa tompo tia ahy
Ianao ilay ray o
Ray, ray, rainay tsitoha ô
Ianao ilay mpanjakanay
Ny zavatra rehetra nomenao tompo o
Ho entiko mba hanompoako anao vqmskzl
Fa ny fo, sy ny saina mbamin'ny fanahiko
omeko anao, anao doria tokoa
Heveriko fa mendrika ho anao tompo o
ny haja sy ny voninahitra
fa ny fo, sy ny saina mbamin'ny fanahiko
omeko anao, anao doria tokoa
Ianao ilay ray o
Ray, ray, rainay tsitoha ô
Ianao ilay mpanjakanay
O o o, ilay mpanjakanay
O o o, ilay botliqu mpanjakanay ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa Ny Lanitra (FJKM Saint-Denis/ Réunion)Visites : 1202
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : boutchiiie
Date : 15/03/2015 11:42
