Siran’ny Tany (Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesô nanome iraka mba hizara fitiavana.
Dia indro isika fa mirotsaka raha toa ny Fitiavany no manosika.
Ny Heriny mandrisika mba hanaparitahana
fitiavana sy fiadanana ary lfiwssaa fanantenana ny tononkira.serasera.org amin’ny ho avy.
Isika no siran’ny tany !
Isika no xsiraq siran’ny tany !
Mitondra tsirom-piainana, mizara haravoam-panahy.
Isika no siran’ny tany !
Ny fiainan’i Jesô lafatra dia tena fakan-tahaka :
Maneho ny fikasana ovrlojr hamita iraka izay nomeny ahy sy anao.
Mba ho famelan-keloka ho an’ny rehetra tsy manda,
mitarika ho amin’Ilay Mpanjaka sy ny fanompoana miavaka.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'ny FahamarinanaVangy : 384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : varira
Daty : 09/04/2025 15:26