AFAFAZO (ANTOKO MPIHIRA ORIMA SY TOMIMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga ny andro izay
Hitsarana anao
Amin izay fotoana izay
Hoadinina ianao
Ka hiatrika ilay mpanjakanao
Efa vonona ve ianao
Ary koa,efa ampy ve izay anananao
Hiatrehanao ny tompo-nao
Fiatsarambelatsihy
Aoka izay dieny hbfukzbi ety
Fahafaham-baraka ho anao
Ka ialao
Raha toa tianao
Ho voavonjy ianao
Afafazo izay fo mendrika,mendrika
Raha tonga ny andro izay
Hitsarana anao
Amin izay fotoana izay
Ho adinina ianao
Efa ampy ve izay nafafinao
Mba ho fo mendrika tokoa
Ary koa , efa totosa ve ny rpktg anjaranao
Tsy hahameloka tononkira.serasera.org anao rahatrizay
Raha ho avy ny fotoana
Hodianao
Amim-boninahitra
Ho ao an-tranon-dray
Tsy hatahotra
Na omrm hangovitra
Ianao raha madio fo
Ary koa ,satro-boninahitra tsy mba lo
No ho an ny mpanompo mahasoa
Hitsarana anao
Amin izay fotoana izay
Hoadinina ianao
Ka hiatrika ilay mpanjakanao
Efa vonona ve ianao
Ary koa,efa ampy ve izay anananao
Hiatrehanao ny tompo-nao
Fiatsarambelatsihy
Aoka izay dieny hbfukzbi ety
Fahafaham-baraka ho anao
Ka ialao
Raha toa tianao
Ho voavonjy ianao
Afafazo izay fo mendrika,mendrika
Raha tonga ny andro izay
Hitsarana anao
Amin izay fotoana izay
Ho adinina ianao
Efa ampy ve izay nafafinao
Mba ho fo mendrika tokoa
Ary koa , efa totosa ve ny rpktg anjaranao
Tsy hahameloka tononkira.serasera.org anao rahatrizay
Raha ho avy ny fotoana
Hodianao
Amim-boninahitra
Ho ao an-tranon-dray
Tsy hatahotra
Na omrm hangovitra
Ianao raha madio fo
Ary koa ,satro-boninahitra tsy mba lo
No ho an ny mpanompo mahasoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKO MPIHIRA ORIMA SY TOMIMAVangy : 4837
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : RUFFIN ROHANS
Daty : 24/12/2004 06:23
