Moa misy zava-mahagaga (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (STK FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MOA MISY tononkira.serasera.org ZAVA-MAHAGAGA
Moa misy zavatra mahagaga tsy hainy atao? (Ouh,ouh,ouh!)
No dia mitanondrika sy kivy toa izao, izato ianao (Ouh,ouh,ouh!)
Z'inona tokoa izay olana raha mihoatra ny fahalehibiazany
Mila miandry, matoky Azy ianao.
[2fois]
Refrain :
Jesoa anie ka tsy miova, amin'ny Teniny
Izay lazainy dia hainy tanterahina (Ouh,ouh,ouh,ouh,ouh,ouh ahh!)
Izy tokoa andrandraina, antoka ampitonian-tsaina
Loharanon-tsoa maharitra ho bylacx anao manoa Azy.
[2fois]
(Izany indrindra no hilazainay hoe)

zkjulx (Tsy misy tsy hainy hatao)
No dia mitanondrika sy kivy toa izao, izato ianao.(Ouh,ouh,ouh!)
(Ity misy hambarako izao)
Z'inona tokoa izay olana mihoatra hcuw ny fahalehibiazany
(Tsy misy ny toa Azy, miandry, matokia ianao)

{Jeremia 32:27}

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (STK FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)Hits : 359
Likes : 1 Like
Created by : jouradikt
Date : 16/02/2026 09:16