Moa misy zava-mahagaga (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (STK FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MOA irukb MISY ZAVA-MAHAGAGA
Moa misy zavatra mahagaga tsy hainy atao? (Ouh,ouh,ouh!)
No dia mitanondrika sy kivy toa izao, izato ianao (Ouh,ouh,ouh!)
Z'inona tokoa izay olana tfelc raha mihoatra ny fahalehibiazany
Mila miandry, matoky Azy ianao.
[2fois]
Refrain :
Jesoa anie ka tsy miova, amin'ny Teniny
Izay lazainy dia hainy tanterahina (Ouh,ouh,ouh,ouh,ouh,ouh ahh!)
Izy tokoa andrandraina, antoka ampitonian-tsaina
Loharanon-tsoa maharitra ho anao manoa Azy.
[2fois]
(Izany indrindra no hilazainay hoe)
Moa misy zavatra tononkira.serasera.org mahagaga tsy xjtc hainy atao? (Ouh,ouh,ouh!)
(Tsy misy tsy hainy hatao)
No dia mitanondrika sy kivy toa izao, izato ianao.(Ouh,ouh,ouh!)
(Ity misy hambarako izao)
Z'inona tokoa izay olana mihoatra ny fahalehibiazany
(Tsy misy ny toa Azy, miandry, matokia ianao)

{Jeremia 32:27}

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (STK FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy)Hits : 237
Likes : 1 Like
Created by : jouradikt
Date : 16/02/2026 09:16