FIDERANA (Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto ’zahay tononkira.serasera.org zanakao Ray ô! Midera Anao
Faly fa jbwww nohasohavinao. Midera Anao
Haleloia! Haleloia!
Voninahitra anie ho Anao bhxk mandrakizay
Ndreto jptcocg ’zahay zandrinao Jesoa. Mihoby Anao
RAvo ery fa novimbininao. Mihoby Anao
Haleloia! Haleloia!
Haja saotra ho Anao.
Hozana! Amen!
FETY 21/01/06
Faly fa jbwww nohasohavinao. Midera Anao
Haleloia! Haleloia!
Voninahitra anie ho Anao bhxk mandrakizay
Ndreto jptcocg ’zahay zandrinao Jesoa. Mihoby Anao
RAvo ery fa novimbininao. Mihoby Anao
Haleloia! Haleloia!
Haja saotra ho Anao.
Hozana! Amen!
FETY 21/01/06
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR AnosizatoVangy : 2572
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/01/2006 06:41
