Anao aho (Antoko Mpihira Akon'ny Paradisa Zandriny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatoky Anao aho rwloxqnk Jesoa
Hatoky hatramin'ny farany
Ny momba ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny yajp momba rehetra hafoiko hidera zmok Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao satria
Mpandresy aho ao aminao
Ka tsy hanahy, ..... tononkira.serasera.org
Hatoky hatramin'ny farany
Ny momba ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny yajp momba rehetra hafoiko hidera zmok Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao satria
Mpandresy aho ao aminao
Ka tsy hanahy, ..... tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'ny Paradisa ZandrinyHits : 527
Likes : 0 Like
Created by : Tiako07
Date : 25/03/2025 09:34
