Anao aho (Antoko Mpihira Akon'ny Paradisa Zandriny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatoky rekv Anao aho Jesoa
Hatoky hatramin'ny yjvj farany
Ny tononkira.serasera.org momba ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao satria
Mpandresy aho ao fcfrbarr aminao
Ka tsy hanahy, .....
Hatoky hatramin'ny yjvj farany
Ny tononkira.serasera.org momba ahy dia efa raisinao antanana
Ka tsy hanahy tsy hierika
Hihiaka aho hilaza
Anao aho , Anao aho
Ny foko ny saiko ny heriko dia efa Anao
Ny momba rehetra hafoiko hidera Anao
Anao aho
Na anaty fisedrana
Na mangidy na ho sarotra
Tsy hiala aminao satria
Mpandresy aho ao fcfrbarr aminao
Ka tsy hanahy, .....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Akon'ny Paradisa ZandrinyVisites : 449
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiako07
Date : 25/03/2025 09:34
