Raha mba fantatrao mantsy (Antema RAMANANJATO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao izay manontanyMoa aho mitia
Te hahalala hoe iza no namako
Misikotra hatrany raha ny ao am-po
Toa manontany izay manjo
Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
Ireo eritreritro dia feno anao
Tsy misy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa fa variana foana lava izao
Ventsoventso ao am-po
Saina tsy voavily koa
Nofy ny mombantsika roa
Fitia tsy fantatrao nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
Ireo eritreritro dia feno anao
Tsy misy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa fa variana foana lava izao
Ventsoventso ao am-po
Saina tsy voavily koa
Nofy ny mombantsika roa
Fitia tsy fantatrao nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
Fitia tsy fantatrao nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
AC : Andriamaro Rakotobe Andriantsirombaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antema RAMANANJATOVangy : 236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Antema15
Daty : 17/06/2025 22:45
