Raha mba fantatrao mantsy (Antema RAMANANJATO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao izay manontany
Moa aho mitia
Te hahalala hoe iza no namako
Misikotra hatrany raha ny ao am-po
Toa manontany izay manjo
Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
Ireo eritreritro dia feno anao
Tsy misy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa fa variana foana lava bbac izao
Ventsoventso ao am-po
Saina tsy voavily koa
Nofy ny mombantsika roa
Fitia tononkira.serasera.org tsy fantatrao nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko apfeqsbz ao
Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
Ireo eritreritro dia feno anao
Tsy misy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa fa variana foana lava izao
Ventsoventso ao am-po
Saina tsy voavily koa
Nofy ny mombantsika roa
Fitia tsy fantatrao nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
Fitia tsy fantatrao nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
AC : Andriamaro Rakotobe Andriantsirombaka
brnxsfq

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antema RAMANANJATOHits : 554
Likes : 0 Like
Created by : Antema15
Date : 17/06/2025 22:45