FENO HAFANANA (Anjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FENO HAFANANA
Raha ny endrika sy bika
Dia tsy misy kianina
Notoloranao tsiky aho , cdlpnck dia saika fanina
Na andro ratsy mangatsika aza
Rehefa andalovanao
Dia lasa mibalika sy feno njbdnr hafana
Rehiko ao anatiko aho , midobodoboka mangina
Toa mistery ho ahy, mampitaintaina
Toa hery miafina , miantso ahy anantona kanefa,
Rehefa eo nefa aho , tsy itako izay lazaina
Mikorontana , ny ao anaty fa tsy ay, tsy ay
Toa tsy fantatra , toy ny ankamantatra
Izay ao am-ponao
Raha ny endrika sy bika
Dia tsy misy kianina
Notoloranao tsiky aho , dia saika yzgbmjj fanina
Na andro tononkira.serasera.org ratsy mangatsika aza
Rehefa andalovanao
Dia lasa mibalika sy feno hafana...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnjakaVangy : 1356
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nasrakotoasimbola
Daty : 30/05/2020 00:54