O Maria (Anitra Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zazavavy tsotra sy madio fo
Virjiny mahay ogbmiaf mankato
Nanetry tena, feno hasoavana
Nofidian’ny Tompo ho reniny
Galilea tany nihaviany
Tranon’omby niterahany ny Mpamonjy
Manankarena herim-po raha izy
Nitraka ujihe hatrany, tsy mba mba nilonjy
O Maria, O Maria, tsara loatra ny toetranao
Mendrik’ho deraina ‘lay herim-po nananao
O Maria, O Maria, iriako ho toa anao
Ny tovovavy rehetra O Maria
Reny tsy mba namela ho very
Menaky ny aina nandeha irery
Ranomaso nalatsakao teo Kalvery
Niaretana avokoa ‘reo ferin-janakao
Manantena aho fa satro-boninahitra
No isaloranao, any an-danitra
Ampianaro aho ho toa anao
xihhjour Hahay hanao hoe : « Inty aho Tompo tononkira.serasera.org ankizivavinao »
Virjiny mahay ogbmiaf mankato
Nanetry tena, feno hasoavana
Nofidian’ny Tompo ho reniny
Galilea tany nihaviany
Tranon’omby niterahany ny Mpamonjy
Manankarena herim-po raha izy
Nitraka ujihe hatrany, tsy mba mba nilonjy
O Maria, O Maria, tsara loatra ny toetranao
Mendrik’ho deraina ‘lay herim-po nananao
O Maria, O Maria, iriako ho toa anao
Ny tovovavy rehetra O Maria
Reny tsy mba namela ho very
Menaky ny aina nandeha irery
Ranomaso nalatsakao teo Kalvery
Niaretana avokoa ‘reo ferin-janakao
Manantena aho fa satro-boninahitra
No isaloranao, any an-danitra
Ampianaro aho ho toa anao
xihhjour Hahay hanao hoe : « Inty aho Tompo tononkira.serasera.org ankizivavinao »
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anitra SarobidyVangy : 2846
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raozigasy
Daty : 28/12/2009 23:41
